|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Gamaliela

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 1.10 Of the children of Joseph: of Ephraim; Elishama the son of Ammihud: of Manasseh; Gamaliel the son of Pedahzur. ny avy amin' ny zanak' i Josefa dia Elisama, zanak' i Amihoda, avy amin' i Efraima, ary Gamaliela, zanak' i Pedazora, avy amin' i Manase kosa; ny amin' ny terak' i Josefa: ny amin' i Efraima: Elisamà zanak' i Amioda; ny amin' i Manase: Gamaliela zanak' i Fadasora: Pour les fils de Joseph : pour Éphraïm, Élishama, fils d' Ammihud ; pour Manassé, Gamliel, fils de Pedahçur.
...............
Nom / Fan 2.20 And by him shall be the tribe of Manasseh: and the captain of the children of Manasseh shall be Gamaliel the son of Pedahzur. Ary ny firenen' i Manase ho eo anilany; ary ny lohan' ny taranak' i Manase dia Gamaliela, zanak' i Pedazora; Ny fokon' i Manase no hitoby eo anilany. Ny filohan' ny taranak' i Manase dia Gamaliela zanak' i Fadasora, Près de lui :La tribu de Manassé. Prince des fils de Manassé : Gamliel, fils de Pedahçur.
...............
Nom / Fan 7.54 On the eighth day offered Gamaliel the son of Pedahzur, prince of the children of Manasseh: Ary tamin' ny andro fahavalo dia Gamaliela, zanak' i Pedazora, lohan' ny taranak' i Manase, no nanatitra. Tamin' ny andro fahavalo, an' i Gamaliela, zanak' i Fadasora, filohan' ny zanak' i Manase; Celui qui apporta son offrande le huitième jour fut Gamliel, fils de Pedahçur, prince des fils de Manassé.
...............
Nom / Fan 7.59 And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Gamaliel the son of Pedahzur. ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Gamaliela, zanak' i Pedazora. ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Gamaliela zanak' i Fadasora. et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande de Gamliel, fils de Pedahçur.
...............
Nom / Fan 10.23 And over the host of the tribe of the children of Manasseh was Gamaliel the son of Pedahzur. Ary Gamaliela, zanak' i Pedazora, no mpifehy ny antokon' ny firenena taranak' i Manase. ny antokon' ny fokon' ny zanak' i Manase dia nofehezin' i Gamaliela zanak' i Fadasora, à la tête du contingent de la tribu des fils de Manassé selon leurs unités, était Gamliel, fils de Pedahçur ;

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 5.34 Then stood there up one in the council, a Pharisee, named Gamaliel, a doctor of the law, had in reputation among all the people, and commanded to put the apostles forth a little space; Dia nitsangana teo amin' ny Synedriona ny Fariseo anankiray atao hoe Gamaliela, mpampiana-dalàna, izay nalaza teo amin' ny olona rehetra, ary nasainy navoaka kely ireo olona ireo. Fa nitsangana teo amin' ny Sanedrina kosa ity Farisiana anankiray atao hoe Gamaliely, mpampiana-dalàna malaza tamin' ny vahoaka rehetra, ka nasainy navoaka kely ny Apostoly. Alors un Pharisien nommé Gamaliel se leva au milieu du Sanhédrin ; c'était un docteur de la Loi respecté de tout le peuple. Il donna l' ordre de faire sortir ces hommes un instant.
...............
Asa 22.3 I am verily a man which am a Jew, born in Tarsus, a city in Cilicia, yet brought up in this city at the feet of Gamaliel, and taught according to the perfect manner of the law of the fathers, and was zealous toward God, as ye all are this day. Izaho lehilahy Jiosy, teraka tany Tarsosy any Kilikia, fa teto amin' ity tanàna ity no nahabe ahy teo anilan' ny tongotr' i Gamaliela, dia nampianarina tsara ny lalàna avy tamin' ny razana aho, ary nazoto indrindra ho an' Andriamanitra tahaka anareo rehetra ankehitriny. Ary hoy izy: Izaho dia lehilahy Jody teraka tany Tarsy any Silisia, fa teto amin' ity tanàna ity no nahabe ahy, teo ambanin' ny saokan' i Gamaliely, nampianarina tsara ny Lalàn' ny razantsika aho, ary nazoto erý ho an' Andriamanitra tahaka anareo rehetra izao. " Je suis Juif. Né à Tarse en Cilicie, j' ai cependant été élevé ici dans cette ville, et c' est aux pieds de Gamaliel que j' ai été formé à l' exacte observance de la Loi de nos pères, et j'étais rempli du zèle de Dieu, comme vous l'êtes tous aujourd' hui.