|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Bezalila

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 31.2 See, I have called by name Bezaleel the son of Uri, the son of Hur, of the tribe of Judah: Indro, efa notononiko anarana Bezalila, zanak' i Ory, zanak' i Hora, avy amin' ny firenen' i Joda; Aoka ho fantatrao fa efa nantsoiko tamin' ny anarany Beseleela, zanak' i Orì, zanak' i Hora, avy amin' ny fokon' i Jodà. " Vois, j' ai désigné nommément Beçaléel, fils de Uri, fils de Hur, de la tribu de Juda.
...............
Eks 35.30 And Moses said unto the children of Israel, See, the Lord hath called by name Bezaleel the son of Uri, the son of Hur, of the tribe of Judah; Ary hoy Mosesy tamin' ny Zanak' Isiraely: Indro, efa notononin' i Jehovah anarana Bezalila, zanak' i Ory, zanak' i Hora, avy amin' ny firenen' i Joda, Ary hoy Moizy tamin' ny zanak' Israely: Aoka ho fantatrareo fa Beseleela, zanak' i Ori, zanak' i Hora, amin' ny fokon' i Jodà, no efa nofidin' ny Tompo. Moïse dit aux Israélites : " Voyez, Yahvé a désigné nommément Beçaléel, fils de Uri, fils de Hur, de la tribu de Juda.
Eks 36.1 Then wrought Bezaleel and Aholiab, and every wise hearted man, in whom the Lord put wisdom and understanding to know how to work all manner of work for the service of the sanctuary, according to all that the Lord had commanded. Dia hiasa Bezalila sy Oholiaba ary ny olona hendry rehetra, izay nomen' i Jehovah fahendrena sy fahiratan-tsaina, hahaizany hanao ny asa rehetra ho amin' ny fanompoana ao amin' ny fitoerana masina, araka izay rehetra nandidian' i Jehovah. Koa Beseleela sy Ooliaba ary ny olo-mahay rehetra, izay nomen' ny Tompo fahaizana amam-pahakingana hahay manao ny taozavatra rehetra momba ny fanompoana eo amin' ny fitoerana masina no hamita azy araka izay rehetra nodidian' ny Tompo hanaovana azy. Beçaléel, Oholiab et tous les hommes à qui Yahvé a donné l' habileté et l' intelligence pour qu' ils sachent faire tout le travail à accomplir au sanctuaire, feront tout comme Yahvé l' a ordonné.
Eks 36.2 And Moses called Bezaleel and Aholiab, and every wise hearted man, in whose heart the Lord had put wisdom, even every one whose heart stirred him up to come unto the work to do it: Ary Mosesy dia nampaka an' i Bezalila sy Oholiaba ary ny olona hendry rehetra, izay nasian' i Jehovah fahendrena tao am-pony, dia izay rehetra nampahazotoin' ny fony hankeo amin' ny asa hanao azy. Dia nampanalain' i Moizy Beseleela sy Ooliaba ary ny olo-mahay rehetra, izay norotsahan' ny Tompo fahaizana ny fony, mbamin' izay rehetra notaomin' ny fony amin' izany asa izany mba hahavita azy. Moïse appela donc Beçaléel, Oholiab et tous les hommes habiles à qui Yahvé avait donné l' habileté, tous ceux que leur coeur portait à s' appliquer à l' ouvrage pour le faire.
Eks 37.1 And Bezaleel made the ark of shittim wood: two cubits and a half was the length of it, and a cubit and a half the breadth of it, and a cubit and a half the height of it: Ary Bezalila nanao ny fiara tamin' ny hazo akasia: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony; Hazo akasià no nanaovan' i Beseleela ny fiara: roa hakiho sy sasany ny halavany, iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony. Beçaléel fit l' arche en bois d' acacia. Elle était longue de deux coudées et demie, large d' une coudée et demie et haute d' une coudée et demie.
...............
Eks 38.22 And Bezaleel the son Uri, the son of Hur, of the tribe of Judah, made all that the Lord commanded Moses. Ary Bezalila, zanak' i Ory, zanak' i Hora, avy amin' ny firenen' i Joda, nanao izay rehetra nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Ny nanao izay rehetra nandidian' ny Tompo an' i Moizy dia Beseleela, zanak' i Orì, zanak' i Hora, amin' ny fokon' i Jodà; Beçaléel, fils de Uri, fils de Hur, de la tribu de Juda, fit tout ce que Yahvé avait ordonné à Moïse,

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.20 And Hur begat Uri, and Uri begat Bezaleel. ary Hora niteraka an' i Ory; ary Ory niteraka an' i Bezalila. Hora niteraka an' i Orì, ary Orì niteraka an' i Bezeleela. Hur engendra Uri et Uri engendra Beçaléel.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 1.5 Moreover the brasen altar, that Bezaleel the son of Uri, the son of Hur, had made, he put before the tabernacle of the Lord: and Solomon and the congregation sought unto it. Ary alitara varahina izay nataon' i Bezalila, zanak' i Ory zanak' i Hora, dia teo anoloan' ny tabernakelin' i Jehovah; ary Solomona sy fiangonana nitady Azy tao. Ilay otely varahina nataon' i Beseleela, zanak' i Orì, zanak' i Hora, dia tany koa, teo anoloan' ny tabernaklan' ny Tompo. Nitady an' ny Tompo tany Salomona sy ny fiangonana. L' autel de bronze qu' avait fait Beçaléel, fils de Uri, fils de Hur, était là devant la Demeure de Yahvé où Salomon et l' assemblée venaient le consulter.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 10.30 And of the sons of Pahathmoab; Adna, and Chelal, Benaiah, Maaseiah, Mattaniah, Bezaleel, and Binnui, and Manasseh. ary ny avy tamin' ny taranak' i Pahata-moaba dia Adna sy Kelala sy Benaia sy Mahaseia sy Matania sy Bezalila sy Binoy ary Manase; tamin' ny taranak' i Falata-Moaba: Ednà, Kalala, Banaiasa, Maasiasa, Mataniasa, Beseleela, Benoì, ary Manase; des fils de Pahat-Moab : Adna, Kelal, Benaya, Maaséya, Mattanya, Beçaléel, Binnuï et Menassé;