|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Othoniela

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.17 And Othniel the son of Kenaz, the brother of Caleb, took it: and he gave him Achsah his daughter to wife. Ary Otniela, zanak' i Kenaza, rahalahin' i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny. Otoniela zanak' i Keneza, rahalahin' i Kaleba, no nahafaka azy ka nomen' i Kaleba azy Aksa zanany vavy, ho vadiny. Celui qui s' en empara fut Otniel, fils de Qenaz, frère de Caleb, qui lui donna pour femme sa fille Aksa.
Jos 15.18 And it came to pass, as she came unto him, that she moved him to ask of her father a field: and she lighted off her ass; and Caleb said unto her, What wouldest thou? Ary rehefa voampakatra ravehivavy, dia nanome vava ny lahy hangataka saha tamin-drainy; dia niala faingana tamin' ny borikiny ravehivavy, ka hoy Kaleba taminy: Inona no ilainao? Nony nankany amin' i Otoniela ravehivavy, dia namporisika azy hangataka saha amin-drainy; nidina niala tamin' ny ampondrany izy, ka hoy rainy taminy: Inona no ilainao? Lorsqu' elle fut arrivée près de son mari, celui-ci lui suggéra de demander à son père un champ. Alors elle sauta à bas de son âne et Caleb lui demanda : " Que veux-tu ? "

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 1.13 And Othniel the son of Kenaz, Caleb' s younger brother, took it: and he gave him Achsah his daughter to wife. Ary Otniela, zanakalahin' i Kenaza, zandrin' i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny. Dia Otoniela zanak' i Keneza, zandrin' i Kaleba, no nahafaka azy, ka nomen' i Kaleba ho vadiny Aksà zanany vavy. Celui qui la prit fut Otniel, fils de Qenaz, le frère cadet de Caleb, et celui-ci lui donna sa fille Aksa pour femme.
Mts / Mpits 1.14 And it came to pass, when she came to him, that she moved him to ask of her father a field: and she lighted from off her ass; and Caleb said unto her, What wilt thou? Ary rehefa voampakatra ravehivavy, dia nanome vava ny lahy hangataka saha tamin-drainy; dia niala faingana tamin' ny borikiny izy, ka hoy Kaleba taminy: Inona moa no ilainao? Nony nandeha tany amin' i Otoniela izy, dia namporisika azy hangataka saha amin-drainy. Niala tamin' ny ampondrany razazavavy, ka hoy Kaleba taminy: Maninona hianao? Lorsqu' elle arriva, il lui suggéra de demander à son père un champ. Alors elle sauta à bas de son âne, et Caleb lui demanda : " Que veux-tu ? "
...............
Mts / Mpits 3.9 And when the children of Israel cried unto the Lord, the Lord raised up a deliverer to the children of Israel, who delivered them, even Othniel the son of Kenaz, Caleb' s younger brother. Dia nitaraina tamin' i Jehovah ny Zanak' Isiraely, ary Jehovah nanangana mpamonjy ho an' ny Zanak' Isiraely, izay namonjy azy, dia Otniela, zanakalahin' i Kenaza, zandrin' i Kaleba. Fa nitaraina tamin' ny Tompo ny zanak' Israely ka nananganana' Iaveh mpanafaka izay namonjy azy izy, dia Otoniela zanak' i Keneza, zandrin' i Kaleba. Alors les Israélites crièrent vers Yahvé et Yahvé suscita aux Israélites un sauveur qui les libéra, Otniel fils de Qenaz, frère cadet de Caleb.
...............
Mts / Mpits 3.11 And the land had rest forty years. And Othniel the son of Kenaz died. Dia nandry ny tany efa-polo taona. Ary maty Otniela, zanak' i Kenaza. Dia nandry efapolo taona ny tany, ary maty Otoniela zanak' i Keneza. Le pays fut alors en repos pendant quarante ans. Puis Otniel, fils de Qenaz, mourut.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.13 And the sons of Kenaz; Othniel, and Seraiah: and the sons of Othniel; Hathath. Ary ny zanakalahin' i Kenaza dia Otniela sy Seraia; ary ny zanakalahin' i Otniela dia Hatata. Zanakalahin' i Seneza: Othoniela, Saraià. Zanakalahin' i Othoniela: Hatata sy Maonatì. Fils de Qenaz : Otniel et Seraya. Fils de Otniel : Hatat et Meonotaï;
...............
1Tt / 1Tan 27.15 The twelfth captain for the twelfth month was Heldai the Netophathite, of Othniel: and in his course were twenty and four thousand. Ny faharoa ambin' ny folo, ho amin' ny volana faharoa ambin' ny folo, dia Helday Netofatita, isan' ny taranak' i Otniela; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. Holdaì avy any Netofà, amin' ny fianakavian' i Otoniela, no faharoa ambin' ny folo, ho amin' ny volana faharoa ambin' ny folo, ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. Le douzième, affecté au douzième mois, était Heldaï, de Netopha, d' Otniel; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes.