|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Akobora

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.38 And Saul died, and Baalhanan the son of Achbor reigned in his stead. Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak' i Akbora. Maty Saola, ary Balanàna zanak' i Akora, no nanjaka nandimby azy. Shaûl mourut et à sa place régna Baal-Hanân, fils d' Akbor.
Gen / Jen 36.39 And Baalhanan the son of Achbor died, and Hadar reigned in his stead: and the name of his city was Pau; and his wife' s name was Mehetabel, the daughter of Matred, the daughter of Mezahab. Ary maty Bala-hanana, zanak' i Akbora; dia nanjaka nandimby azy Hadara; ary Pao no anaran' ny tanànany; ary ny anaran' ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Me-zahaba. Maty Balanàna, zanak' i Akora, dia nanjaka nandimby azy Hadara, ka ny anaran' ny tanànany dia Faho ary ny anaran' ny vadiny dia Meetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Mezaaba. Baal-Hanân, fils d' Akbor, mourut et à sa place régna Hadad; sa ville s' appelait Paü; sa femme s' appelait Mehétabéel, fille de Matred, de Mé-Zahab.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 22.12 And the king commanded Hilkiah the priest, and Ahikam the son of Shaphan, and Achbor the son of Michaiah, and Shaphan the scribe, and Asahiah a servant of the king' s, saying, Ary ny mpanjaka nandidy an' i Hilkia mpisorona sy Ahikama, zanak' i Safana, sy Akbora, zanak' i Mikaia, sy Safana mpanoratra ary Asaia, mpanompon' andriana, hoe: sady nanome didy an' i Helkiasa mpisorona, sy Ahikama zanak' i Safàna, sy Akobora zanak' i Mika, sy Safàna mpanoratra, ary Asaiasa mpanompon' ny mpanjaka hoe: Il donna cet ordre au prêtre Hilqiyyahu, à Ahiqam fils de Shaphân, à Akbor fils de Mikaya, au secrétaire Shaphân, et à Asaya, ministre du roi
...............
2Mp 22.14 So Hilkiah the priest, and Ahikam, and Achbor, and Shaphan, and Asahiah, went unto Huldah the prophetess, the wife of Shallum the son of Tikvah, the son of Harhas, keeper of the wardrobe; (now she dwelt in Jerusalem in the college;) and they communed with her. Dia nandeha Hilkia mpisorona sy Ahikama sy Akbora sy Safana ary Asaia ka nankany amin' i Holda mpaminanivavy, vadin' i Saloma, zanak' i Tikva, zanak' i Harasa, mpitahiry ny fitafiana (fa nitoetra tao amin' ny tanàna ambany tany Jerosalema ravehivavy); dia niresaka taminy izy ireo. Dia nandeha Helkiasa mpisorona, Ahikama, Akobora, Safàna, ary Asaiasa nankany amin' i Holda mpaminany vavy vadin' i Seloma, zanak' i Tekoa, zanak' i Araasa mpitahiry ny fitafiana; tao Jerosalema amin' ny faritry ny tanàna faharoa izy no mipetraka. Nony efa niteny taminy izy ireo, Le prêtre Hilqiyyahu, Ahiqam, Akbor, Shaphân et Asaya se rendirent auprès de la prophétesse Hulda, femme de Shallum fils de Tiqva fils de Harhas, le gardien des vêtements; elle habitait à Jérusalem dans la ville neuve. Ils lui exposèrent la chose

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.49 And when Shaul was dead, Baalhanan the son of Achbor reigned in his stead. Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak' i Akbora. Maty Saola ka Balanàna zanak' i Akobora no nanjaka nandimby azy. Shaûl mourut et à sa place régna Baal-Hanân fils d' Akbor.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 26.22 And Jehoiakim the king sent men into Egypt, namely, Elnathan the son of Achbor, and certain men with him into Egypt. ary Joiakima mpanjaka naniraka olona nankany Egypta, dia Elnatana, zanak' i Akbora, mbamin' ny olona sasany nanaraka ny hankany Egypta. Fa naniraka olona ho any Ejipta, Joakima mpanjaka, dia Elnatana, zanak' i Akobora, ary olon-kafa koa niaraka taminy, ho any Ejipta. Mais le roi Joiaqim envoya en Egypte Elnatân fils de Akbor, accompagné de quelques gens.
...............
Jer / Jr 36.12 Then he went down into the king' s house, into the scribe' s chamber: and, lo, all the princes sat there, even Elishama the scribe, and Delaiah the son of Shemaiah, and Elnathan the son of Achbor, and Gemariah the son of Shaphan, and Zedekiah the son of Hananiah, and all the princes. dia nidina nankany amin' ny tranon' ny mpanjaka izy ka nankao amin' ny efi-tranon' ny mpanoratra; ary indreo ny mpanapaka rehetra nipetraka teo, dia Elisama mpanoratra sy Delaia, zanak' i Semaia, sy Elnatana zanak' i Akbora, sy Gemaria, zanak' i Safana, sy Zedekia, zanak' i Hanania, mbamin' ny mpanapaka rehetra. ka dia nidina nankany an-tranon' ny mpanjaka, tao amin' ny efitranon' ny mpanoratra; ka indro fa nipetraka tao avokoa ny lehibe, dia Elisama, mpanoratra, Dalaiasa, zanak' i Semeiasa, Elinatana, zanak' i Akobora, Gamariasa, zanak' i Safana, Sedekiasa, zanak' i Hananiasa, mbamin' ny lehibe rehetra. descendit au palais royal, à la salle du scribe. Là, tous les princes tenaient séance : Elishama, le scribe; Delayahu, fils de Shemayahu; Elnatân, fils de Akbor; Gemaryahu, fils de Shaphân; Cidqiyyahu, fils de Hananyahu, et tous les autres princes.