|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Ariaoka

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
Gen / Jen 14.1 And it came to pass in the days of Amraphel king of Shinar, Arioch king of Ellasar, Chedorlaomer king of Elam, and Tidal king of nations; Ary tamin' ny andron' i Amrafela. mpanjakan' i Sinara, sy Arioka, mpanjakan' i Elasara. sy Kedorlaomera mpanjakan' i Elama. ary Tidala. mpanjakan' ny Goima, Tamin' ny andron' i Amrafela, mpanjakan' i Senaara, sy Ariòka, mpanjakan' i Elasara, sy Kodorlahomora, mpanjakan' i Elama, ary Tadala, mpanjakan' i Goima, Au temps d' Amraphel roi de Shinéar, d' Aryok roi d' Ellasar, de Kedor-Laomer roi d'Élam et de Tidéal roi des Goyim,
...............
Gen / Jen 14.9 With Chedorlaomer the king of Elam, and with Tidal king of nations, and Amraphel king of Shinar, and Arioch king of Ellasar; four kings with five. dia tamin' Kedorlaomera, mpanjakan' i Elama, sy Tidala, mpanjakan' ny Goima sy Amrafela, mpanjakan' i Sinara ary Arioka, mpanjakan' i Elasara; dia mpanjaka efatra no niady tamin' ny mpanjaka dimy. dia tamin' i Kodorlahomora, mpanjakan' i Elama, Tadala, mpanjakan' i Goima, Amrafela, mpanjakan' i Senaara, ary Ariòka, mpajakan' i Elasara; efatra noho dimy ireo mpanjaka ireo. contre Kedor-Laomer roi d'Élam, Tidéal roi des Goyim, Amraphel roi de Shinéar et Aryok roi d' Ellasar : quatre rois contre cinq !

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
...............
Dan / Da 2.14 Then Daniel answered with counsel and wisdom to Arioch the captain of the king' s guard, which was gone forth to slay the wise men of Babylon: Dia novalian' i Daniela tamin' ny fanahy sy ny fahendrena Arioka lehiben' ny mpiambina ny mpanjaka, izay nivoaka hamono ny olon-kendrin' i Babylona; Dia nivoaka Ariaoka, lehiben' ny mpiambin' andriana, hamono ny olon-kendrin' i Babilona, ka teny feno fahamalinana sy fahalalana no navalin' i Daniely azy. Mais Daniel s' adressa en paroles prudentes et avisées à Aryok, chef des bourreaux du roi, en route pour tuer les sages de Babylone.
Dan / Da 2.15 He answered and said to Arioch the king' s captain, Why is the decree so hasty from the king? Then Arioch made the thing known to Daniel. eny, namaly izy ka nanao tamin' i Arioka, lehibe voatendrin' ny mpanjaka, hoe: Nahoana no dia mafy toy izany ny teny avy amin' ny mpanjaka? Dia nambaran' i Arioka tamin' i Daniela ilay teny. Niteny izy ka nanao tamin' i Ariaoka komandin' ny mpanjaka hoe: Inona no anton' ity teny fitsarana mafy avy amin' ny mpanjaka? Dia nolazalazain' i Ariaoka taminy, ny toe-javatra. Il dit à Aryok, officier du roi : "Pourquoi le roi a-t-il rendu si pressant décret?" Aryok raconta la chose à Daniel,
...............
Dan / Da 2.24 Therefore Daniel went in unto Arioch, whom the king had ordained to destroy the wise men of Babylon: he went and said thus unto him; Destroy not the wise men of Babylon: bring me in before the king, and I will shew unto the king the interpretation. Ary noho izany Daniela dia niditra nankao amin' i Arioka, izay notendren' ny mpanjaka handringana ny olon-kendrin' i Babylona, eny, nandeha izy ka nanao taminy hoe: Aza mandringana ny olon-kendrin' i Babylona; fa ento ho eo anatrehan' ny mpanjaka aho, dia hambarako aminy ny hevitry ny nofiny. Ka dia lasa Daniely nankao amin' i Ariaoka, ilay nasain' ny mpanjaka namono ny olon-kendrin' i Babilona; nandeha izy ka nanao taminy hoe: Aza mamono ny olon-kendrin' i Babilona, fa ento aho ho eo anatrehan' ny mpanjaka, hanambara aminy ny hevitry ny nofiny. Daniel s' en fut donc chez Aryok que le roi avait chargé de faire périr les sages de Babylone. Il entra et lui dit : "Ne fais pas périr les sages de Babylone. Fais-moi pénétrer devant le roi et je révélerai au roi l' interprétation."
Dan / Da 2.25 Then Arioch brought in Daniel before the king in haste, and said thus unto him, I have found a man of the captives of Judah, that will make known unto the king the interpretation. Dia nentin' i Arioka faingana ho eo anatrehan' ny mpanjaka Daniela, ka hoy izy taminy: Nahita lehilahy isan' ny babo avy any Joda aho, izay hilaza amin' ny mpanjaka ny hevitry ny nofy. Dia nentin' i Ariaoka faingana Daniely hiditra ho eo anatrehan' ny mpanjaka, ka hoy izy taminy: Nahita olona tamin' ireo babo avy any Jodà aho, hilaza ny hevitry ny nofy amin' ny mpanjaka. Aryok s' empressa de faire paraître Daniel devant le roi et lui dit : "J' ai trouvé parmi les gens de la déportation de Juda un homme qui fera connaître au roi son interprétation."