|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Gamariasa

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 29.3 By the hand of Elasah the son of Shaphan, and Gemariah the son of Hilkiah, (whom Zedekiah king of Judah sent unto Babylon to Nebuchadnezzar king of Babylon) saying, dia ilay teny nampitondrainy an' i Elasa, zanak' i Safana, sy Gemaria, zanak' i Hilkia, izay nirahin' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, ho any Babylona, ho any amin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, nanao hoe: taratasy nampitondrainy tamin' ny alàlan' i Elasa, zanak' i Safana, sy Gamariasa, zanak' i Helkiasa, izay nirahin' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, ho any Babilona, amin' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, ka hoy ny taratasy hoe: Elle fut portée par Eléasa, fils de Shaphân, et Gemarya, fils de Hilqiyya, que Sédécias, roi de Juda, avait envoyés à Babylone, auprès de Nabuchodonosor, roi de Babylone. La lettre disait
...............
Jer / Jr 36.10 Then read Baruch in the book the words of Jeremiah in the house of the Lord, in the chamber of Gemariah the son of Shaphan the scribe, in the higher court, at the entry of the new gate of the Lord' s house, in the ears of all the people. Dia novakin' i Baroka teo anatrehan' ny vahoaka rehetra tao an-tranon' i Jehovah ny tenin' i Jeremia tamin' ny taratasy, dia tao amin' ny efi-tranon' i Gemaria, zanak' i Safana mpanoratra, teo amin' ny kianja ambony, teo anoloan' ny vavahady vaovao amin' ny tranon' i Jehovah. Ary novakin' i Baròka tamin' izay, tao amin' ny boky ny tenin' ny Tompo, tao an-tranon' ny Tompo, amin' ny efitranon' i Gamariasa, zanak' i Safana, mpanoratra, teo amin' ny kianja ambony, anoloan' ny vavahady Vaovao amin' ny tranon' ny Tompo, mba ho ren' ny vahoaka rehetra. Alors Baruch lut dans le livre les paroles de Jérémie; on était au Temple de Yahvé, dans la salle de Gemaryahu, le fils du scribe Shaphân, dans la cour d' en haut, à l' entrée de la porte Neuve du Temple de Yahvé : tout le peuple pouvait entendre.
Jer / Jr 36.11 When Michaiah the son of Gemariah, the son of Shaphan, had heard out of the book all the words of the Lord, Ary nony ren' i Mikaia, zanak' i Gemaria, zanak' i Safana, ny tenin' i Jehovah rehetra tamin' ny boky, Nandre ny tenin' ny Tompo rehetra, tao amin' ny boky, Mikea, zanak' i Gamariasa, zanak' i Safana; Or Mikayehu, fils de Gemaryahu, fils de Shaphân, ayant écouté les paroles de Yahvé tirées du livre,
Jer / Jr 36.12 Then he went down into the king' s house, into the scribe' s chamber: and, lo, all the princes sat there, even Elishama the scribe, and Delaiah the son of Shemaiah, and Elnathan the son of Achbor, and Gemariah the son of Shaphan, and Zedekiah the son of Hananiah, and all the princes. dia nidina nankany amin' ny tranon' ny mpanjaka izy ka nankao amin' ny efi-tranon' ny mpanoratra; ary indreo ny mpanapaka rehetra nipetraka teo, dia Elisama mpanoratra sy Delaia, zanak' i Semaia, sy Elnatana zanak' i Akbora, sy Gemaria, zanak' i Safana, sy Zedekia, zanak' i Hanania, mbamin' ny mpanapaka rehetra. ka dia nidina nankany an-tranon' ny mpanjaka, tao amin' ny efitranon' ny mpanoratra; ka indro fa nipetraka tao avokoa ny lehibe, dia Elisama, mpanoratra, Dalaiasa, zanak' i Semeiasa, Elinatana, zanak' i Akobora, Gamariasa, zanak' i Safana, Sedekiasa, zanak' i Hananiasa, mbamin' ny lehibe rehetra. descendit au palais royal, à la salle du scribe. Là, tous les princes tenaient séance : Elishama, le scribe; Delayahu, fils de Shemayahu; Elnatân, fils de Akbor; Gemaryahu, fils de Shaphân; Cidqiyyahu, fils de Hananyahu, et tous les autres princes.
...............
Jer / Jr 36.25 Nevertheless Elnathan and Delaiah and Gemariah had made intercession to the king that he would not burn the roll: but he would not hear them. Ary na dia efa nifona tamin' ny mpanjaka aza Elnatana sy Delaia ary Gemaria, mba tsy handoro ny horonan-taratasy, dia tsy nety nihaino azy izy. Efa nihanta mafy tamin' ny mpanjaka anefa Elnatana sy Dalaiasa, ary Gamariasa, mba tsy handoro ilay horonan-taratay; fa tsy nohenoiny izy ireo. et pourtant Elnatân, Delayahu et Gemaryahu avaient insisté auprès du roi pour qu' il ne brûlât pas le rouleau; mais il ne les écouta pas.