|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Amasaia

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.10 And Johanan begat Azariah, (he it is that executed the priest' s office in the temple that Solomon built in Jerusalem:) Ary ny zakalahin' i Elkana dia Amasay sy Ahimota. Zanakalahin' i Elkanà: Amasia sy Akimota; Fils d' Elqana : Amasaï et Ahimot.
...............
1Tt / 1Tan 6.20 Of Gershom; Libni his son, Jahath his son, Zimmah his son, zanakalahin' i Zofa, zanakalahin' i Elkana, zanakalahin' i Mahata, zanakalahin' i Amasay, zanak' i Sofa, zanak' i Elkanà, zanak' i Mahata, fils de Çuph, fils d' Elqana, fils de Mahat, fils de Amasaï,
...............
1Tt / 1Tan 12.18 Then the spirit came upon Amasai, who was chief of the captains, and he said, Thine are we, David, and on thy side, thou son of Jesse: peace, peace be unto thee, and peace be to thine helpers; for thy God helpeth thee. Then David received them, and made them captains of the band. Ary Amasay, lehiben' ny mpanafika malaza, dia nampitenenin' ny Fanahy hoe: Anao izahay, ry Davida ô, fa miandany aminao, ry zanak' i Jese; fiadanana, eny, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana anie ho an' ny manampy anao; fa Andriamanitrao no manampy anao. Dia noraisin' i Davida ireo ka notendreny ho mpifehy ny miaramila. Ary Amasaì, lehiben' ny telopolo lahy, dia nosaronan' ny Fanahy, ka nanao hoe: Anao izahay ry Davida, ary momba anao, ry zanak' Isaia! Fiadanana, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana anie ho an' izay manampy anao, fa ny Andriamanitrao efa nanampy anao. Dia noraisin' i Davida izy ireo, ary nomeny toerana tamin' ny lehiben' ny antokon' ny miaramila. David s' avança au-devant d' eux, prit la parole et leur dit : " Si c' est en amis que vous venez à moi pour me prêter main-forte, je suis disposé à m' unir à vous, mais si c' est pour me tromper au profit de mes ennemis alors que mes mains n' ont fait aucun tort, que le Dieu de nos pères le voie et fasse justice! "
...............
1Tt / 1Tan 15.24 And Shebaniah, and Jehoshaphat, and Nethaneel, and Amasai, and Zechariah, and Benaiah, and Eliezer, the priests, did blow with the trumpets before the ark of God: and Obededom and Jehiah were doorkeepers for the ark. Sebeniasa, Josafata, Natanaela, Amasaì, Zakaria, Banaiasa, ary Eliezera mpisorona, no nitsòka anjomara teo alohan' ny fiaran' Andriamanitra; Obededoma sy Jehiasa no mpiandry varavarana teo akaikin' ny fiara. Les prêtres Shebanyahu, Yoshaphat, Netanéel, Amasaï, Zekaryahu, Benayahu et Éliézer sonnaient de la trompette devant l' arche de Dieu. Obed-Édom et Yehiyya étaient portiers près de l' arche.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 29.12 Then the Levites arose, Mahath the son of Amasai, and Joel the son of Azariah, of the sons of the Kohathites: and of the sons of Merari, Kish the son of Abdi, and Azariah the son of Jehalelel: and of the Gershonites; Joah the son of Zimmah, and Eden the son of Joah: Dia nitsangana ny Levita, dia Mahata, zanak' i Amasay, sy Joela, zanak' i Azaria, tamin' ny taranaky ny Kehatita; ary tamin' ny taranak' i Merary dia Kisy, zanak' i Abdia, sy Azaria, zanak' i Jehalalila; ary tamin' ny Gersonita dia Joa, zanak' i Zima, sy Edena, zanak' i Joa; Dia nitsangana ny Levita: Mahata zanak' i Amasaia, Joela zanak' i Azariasa, tamin' ny taranaky ny Kaatita; tamin' ny taranaky ny Merarita, Kisa zanak' i Abdì, Azariasa zanak' i Jalaleela; tamin' ny Gersonata, Joah, zanak' i Zemà, Eedena zanak' i Joah; Les lévites se levèrent : Mahat fils de Amasaï; Yoèl fils de Azaryahu, des fils de Qehat; des Merarites : Qish fils d' Abdi et Azaryahu fils de Yehalléléel; des Gershonites : Yoah fils de Zimma et Éden fils de Yoah;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 11.13 And his brethren, chief of the fathers, two hundred forty and two: and Amashai the son of Azareel, the son of Ahasai, the son of Meshillemoth, the son of Immer, ary ny rahalahiny, izay samy lohan' ny fianakaviana, dia roa amby efa-polo amby roan-jato; ary Amasay, zanak' i Azarela, zanak' i Ahazay, zanak' i Mesilemota, zanak' Imera, mbamin' ireo rahalahiny, samy loham-pianakaviana: roa amby efapolo sy roan-jato; ary Amasaì zanak' i Azreela, zanak' i Ahazì, zanak' i Mosolamota, zanak' i Emera, et ses frères, chefs de famille : 242; et Amasaï, fils d' Azaréel, fils d' Ahzaï, fils de Meshillémot, fils d' Immer,