|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Asemona

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 34.4 And your border shall turn from the south to the ascent of Akrabbim, and pass on to Zin: and the going forth thereof shall be from the south to Kadeshbarnea, and shall go on to Hazaraddar, and pass on to Azmon: dia miolaka eo atsimon' ny fiakarana Akrabima, dia mandroso hatrany Zina, dia mahazo any atsimon' i Kadesibarnea, dia mahazo an' i Hazar-adara ka mandroso hatrany Azmona, dia miolaka mianatsimo amin' ny fiakarana Akrabima ny faritrareo, dia mandalo any Sina, mandroso hatrany atsimon' i Kadesy-Barne, mitohy amin' ny Hatsar-Adar, mihazo any Asemona, Puis elle obliquera au sud, vers la montée des Scorpions, passera par Çîn et aboutira au midi à Cadès-Barné. Puis elle ira vers Haçar-Addar et passera par Açmôn.
Nom / Fan 34.5 And the border shall fetch a compass from Azmon unto the river of Egypt, and the goings out of it shall be at the sea. ary miolaka hatrany Azmona ka hatramin' ny lohasahan-driak' i Egypta, ka dia mihatra amin' ny ranomasina. ary hatreo Asemona, dia mipaka hatrany amin' ny riakan' i Ejipta, sy mihatra amin' ny ranomasina. D' Açmôn, la frontière obliquera ensuite vers le Torrent d'Égypte et aboutira à la Mer.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.4 From thence it passed toward Azmon, and went out unto the river of Egypt; and the goings out of that coast were at the sea: this shall be your south coast. dia nandroso hatrany Azmona ka nahazo ny lohasahan-driak' i Egypta, ary dia nihatra tamin' ny ranomasina; izany no ho fari-taninareo atsimo. avy eo dia nahazo an' i Asmona, nitohy hatramin' ny ranon-driakan' i Ejipta, dia nihatra hatrany amin' ny ranomasina ny faritry ny taniny. Izany no ho faritry ny taninareo any atsimo. puis la frontière passait par Açmôn et débouchait au Torrent d'Égypte pour aboutir à la mer. Telle sera votre frontière méridionale.