|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Tahata

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 33.26 And they removed from Makheloth, and encamped at Tahath. Ary nony niala tao Makelota izy, dia nitoby tao Tahata. Niala tao Makelota izy, dia nitoby tao Tahata. Ils partirent de Maqhélot et campèrent à Tahat.
Nom / Fan 33.27 And they departed from Tahath, and pitched at Tarah. Ary nony niala tao Tahata izy, dia nitoby tao Tera. Niala tao Tahata izy, dia nitoby tao Tare. Ils partirent de Tahat et campèrent à Térah.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.9 And Ahimaaz begat Azariah, and Azariah begat Johanan, Tahata no zanakalahin' i Asira, Oriela no zanakalahin' i Tahata, Ozia no zanakalahin' i Oriela, ary Saoly no zanakalahin' i Ozia. Tahata zanany, Oriela zanany, Oziasa zanany, Saola zanany. Tahat son fils, Uriel son fils, Uzziya son fils, Shaûl son fils.
...............
1Tt / 1Tan 6.22 The sons of Kohath; Amminadab his son, Korah his son, Assir his son, zanakalahin' i Tahata, zanakalahin' i Asira, zanakalahin' i Ebiasafa, zanakalahin' i Kora, zanak' i Tahata, zanak' i Asira, zanak' i Abiasafa, fils de Tahat, fils d' Assir, fils d'Ébyasaph, fils de Coré,
...............
1Tt / 1Tan 7.20 And the sons of Ephraim; Shuthelah, and Bered his son, and Tahath his son, and Eladah his son, and Tahath his son, Ary ny zanakalahin' i Efraima dia Sotela (Bareda no zanakalahin' i Sotela, Tahata no zanakalahin' i Bareda, Elada no zanakalahin' i Tahata, Tahata no zanakalahin' i Elada, Zanakalahin' i Efraima: Sotalà, Bareda zanany, Tahata zanany, Eladà zanany, Tahata zanany, Fils d'Éphraïm : Shutélah. Béred son fils, Tahat son fils, Éléada son fils, Tahat son fils,
1Tt / 1Tan 7.21 And Zabad his son, and Shuthelah his son, and Ezer, and Elead, whom the men of Gath that were born in that land slew, because they came down to take away their cattle. Zabada no zanakalahin' i Tahata, Sotela no zanakalahin' i Zabada) ary Ezera sy Elada, izay novonoin' ny tompon-tany tao Gata, satria nidina hangalatra ny ombiny aman' ondriny izy. Zobada zanany, Sotalà zanany, ary Ezera sy Eladà izay novonoin' ny lehilahy tao Geta, izay tera-tany, fa nidina hangalatra ny biby fiompiny. Zabad son fils, Shutélah son fils, Ézer et Eléad. Des gens de Gat natifs du pays les tuèrent, car ils étaient descendus razzier leurs troupeaux.