|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Tare

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 11.24 And Nahor lived nine and twenty years, and begat Terah: Ary rehefa sivy amby roa-polo taona ny andro niainan' i Nahora, dia niteraka an' i Tera izy. Rahefa sivy amby roa-polo taona ny andro niainan' i Nakora, dia niteraka an' i Tare izy. Quand Nahor eut vingt-neuf ans, il engendra Térah.
Gen / Jen 11.25 And Nahor lived after he begat Terah an hundred and nineteen years, and begat sons and daughters. Ary ny andro niainan' i Nahora taorian' ny niterahany an' i Tera dia sivy ambin' ny folo amby zato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Ary mbola velona sivy ambin' ny folo amby zato taona Nakora taorian' ny niterahany an' i Tare, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. Après la naissance de Térah, Nahor vécut cent dix-neuf ans et il engendra des fils et des filles.
Gen / Jen 11.26 And Terah lived seventy years, and begat Abram, Nahor, and Haran. Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan' i Tera, dia niteraka an' i Abrama sy Nahora ary Harana izy: Rahefa fito-polo taona ny andro niainan' i Tare, dia niteraka an' i Abrama sy Nakora ary Aràna izy. Quand Térah eut soixante-dix ans, il engendra Abram, Nahor et Harân.
Gen / Jen 11.27 Now these are the generations of Terah: Terah begat Abram, Nahor, and Haran; and Haran begat Lot. Ary izao no taranak' i Tera: Tera niteraka an' i Abrama sy Nahora ary Harana; ary Harana niteraka an' i Lota. Izao no tantaran' i Tare: Tare niteraka an' i Abrama sy Nakora ary Aràna. Aràna niteraka an' i Lota. Voici la descendance de Térah : Térah engendra Abram, Nahor et Harân. Harân engendra Lot.
Gen / Jen 11.28 And Haran died before his father Terah in the land of his nativity, in Ur of the Chaldees. Ary maty Harana, raha mbola teo anatrehan' i Tera rainy tany amin' ny tany nahaterahany, dia tao Oran' ny Kaldeana. Ary Aràna maty teo anatrehan' i Tare rainy, tany amin' ny tany nahaterahany, any Ora any Kaldea. Harân mourut en présence de son père Térah dans son pays natal, Ur des Chaldéens.
...............
Gen / Jen 11.31 And Terah took Abram his son, and Lot the son of Haran his son' s son, and Sarai his daughter in law, his son Abram' s wife; and they went forth with them from Ur of the Chaldees, to go into the land of Canaan; and they came unto Haran, and dwelt there. Ary Tera nitondra an' i Abrama zanany sy Lota zafiny, zanak' i Harana, ary Saray vinantoni-vavy, vadin' i Abrama zanany; dia niaraka taminy ireo ka niala tao Oran' ny Kaldeana hankany amin' ny tany Kanana; dia tonga tao Harana izy ka nonina tao. Ary nentin' i Tare Abrama zanany mbamin' i Lota zafiny, zanak' i Aràna, ary Saray, vinantovaviny, vadin' i Abrama zanany; ary niara-nandeha izy ireo niala tany Ora any amin' ny Kaldeana, mba ho any amin' ny tany Kanaana. Nony tonga tao Haràna anefa izy ireo dia nonina tao. Térah prit son fils Abram, son petit-fils Lot, fils de Harân, et sa bru Saraï, femme d' Abram. Il les fit sortir d' Ur des Chaldéens pour aller au pays de Canaan, mais, arrivés à Harân, ils s' y établirent.
Gen / Jen 11.32 And the days of Terah were two hundred and five years: and Terah died in Haran. Ary dimy amby roan-jato taona ny andro niainan' i Tera; dia maty tao Harana izy. Dimy amby roan-jato taona no andro niainan' i Tare, dia maty tao Haràna izy. La durée de la vie de Térah fut de deux cent cinq ans, puis il mourut à Harân.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 33.27 And they departed from Tahath, and pitched at Tarah. Ary nony niala tao Tahata izy, dia nitoby tao Tera. Niala tao Tahata izy, dia nitoby tao Tare. Ils partirent de Tahat et campèrent à Térah.
Nom / Fan 33.28 And they removed from Tarah, and pitched in Mithcah. Ary nony niala tao Tera izy, dia nitoby tao Mitka. Niala tao Tare izy, dia nitoby tao Metkà. Ils partirent de Térah et campèrent à Mitqa.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 24.2 And Joshua said unto all the people, Thus saith the Lord God of Israel, Your fathers dwelt on the other side of the flood in old time, even Terah, the father of Abraham, and the father of Nachor: and they served other gods. Ary hoy Josoa tamin' ny vahoaka rehetra: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Tany an-dafin' ny Ony no nonenan' ny razanareo tany aloha. dia Tera, rain' i Abrahama sy Nahora; ary nanompo andriamani-kafa izy. dia hoy Josoe tamin' ny vahoaka rehetra. Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Taloha dia tany an-dafin' ny ony no nonenan' ny razanareo. Tare rain' i Abrahama sy rain' i Nakora, ary andriamani-kafa no notompoin' izy ireo. Josué dit alors à tout le peuple : " Ainsi parle Yahvé, le Dieu d' Israël : Au-delà du Fleuve habitaient jadis vos pères, Térah, père d' Abraham et de Nahor, et ils servaient d' autres dieux.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.26 Serug, Nahor, Terah, Seroga, Nahora, Tera, Seroga, Nakora, Tare, Serug, Nahor, Térah,

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.34 Which was the son of Jacob, which was the son of Isaac, which was the son of Abraham, which was the son of Thara, which was the son of Nachor, zanak' i Jakoba, zanak' isaka, zanak' i Abrahama, zanak' i Tera, zanak' i Nahora, zanak' i Jakoba, zanak' Isaaka, zanak' i Abrahama, zanak' i Tarè, zanak' i Nakora, fils de Jacob, fils d' Isaac, fils d' Abraham, fils de Thara, fils de Nachor,