|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Zareda

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 21.12 From thence they removed, and pitched in the valley of Zared. Ary nony niala tao izy, dia nitoby tao amin' ny lohasahan-driaka Zareda. Niala tao izy, dia nitoby tao amin' ny lohasahan' i Zareda. Ils partirent de là et campèrent dans le torrent de Zéred.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 2.13 Now rise up, said I, and get you over the brook Zered. And we went over the brook Zered. Ary miaingà ianareo ankehitriny, ka mandehana mita ny lohasahan-driaka Zareda. Dia nita ny lohasahan-driaka Zareda isika. Koa ankehitriny, mitsangàna hianareo, ka mandehana mita ny ranon-driaka Zareda. Dia nita ny ranon-driaka Zareda isika. Debout maintenant ! et passez le torrent de Zéred. "Nous passâmes donc le torrent de Zéred.
Deo / Dt 2.14 And the space in which we came from Kadeshbarnea, until we were come over the brook Zered, was thirty and eight years; until all the generation of the men of war were wasted out from among the host, as the Lord sware unto them. Ary ny andro nandehanantsika hatrany Kadesi-barnea ka hatramin' ny nitantsika ny lohasahan-driaka Zareda dia valo amby telo-polo taona, mandra-pahalany ritran' ny mpanafika rehetra tamin' izany taranaka rehetra izany ka tsy nisy intsony teo amin' ny toby, araka izay efa nianianan' i Jehovah taminy. Valo amby telopolo taona no naharetan' ny diantsika hatrany Kadesa-Barne ka hatramin' ny nitantsika ny ranon-driaka Zareda, dia mandra-pahalany ritra tsy hisy eo an-toby intsony ny mpiantafika rehetra tamin' izany taranaka izany, araka ny efa nianianan' ny Tompo tamin' izy ireo. De Cadès Barné au passage du torrent de Zéred notre errance avait duré trente-huit ans ; ainsi avait été éliminée toute la génération des hommes en âge de porter les armes, comme Yahvé le leur avait juré.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 11.26 And Jeroboam the son of Nebat, an Ephrathite of Zereda, Solomon' s servant, whose mother' s name was Zeruah, a widow woman, even he lifted up his hand against the king. Ary Jerobeama, zanak' i Nebata, Efraimita avy any Zareda, mpanompon' i Solomona (Zeroa no anaran-dreniny, vehivavy mpitondratena), dia nanainga tanàna hikomy tamin' ny mpanjaka. Nanainga tànana tamin' ny mpanjaka, Jeroboama, zanak' i Nabata, Efrateana, avy any Sareda, izy; ary vehivavy mpitondra tena atao hoe Sarva no reniny ary mpanompon' i Salomona izy. Jéroboam était fils de l'Éphraïmite Nebat, de Çerêda, et sa mère était une veuve nommée Çerua ; il était au service de Salomon et se révolta contre le roi.