|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Trofimo

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 20.4 And there accompanied him into Asia Sopater of Berea; and of the Thessalonians, Aristarchus and Secundus; and Gaius of Derbe, and Timotheus; and of Asia, Tychicus and Trophimus. Ary niaraka taminy hatrany Asia Sopatera, zanak' i Pyro, avy any Beria, ary Aristarko sy Sekondo avy any Tesalonika, ary Gaio avy any Derbe, ary Timoty, ary Tykiko sy Trofimo avy any Asia. Ary ireto no niaraka taminy hatrany Asia: Sopatera zanak' i Pirosa avy any Berea, Aristarka sy Sekondosa avy any Tesalonika, Gaiosa avy any Derbe, ary Timpote sy Tisika sy Tromfima avy any Asia. Il avait pour compagnons Sopatros, fils de Pyrrhus, de Bérée ; Aristarque et Secundus, de Thessalonique ; Gaïus, de Dobérès, et Timothée, ainsi que les Asiates Tychique et Trophime.
...............
Asa 21.29 (For they had seen before with him in the city Trophimus an Ephesian, whom they supposed that Paul had brought into the temple.) (fa efa hitany rahateo fa niaraka taminy tao an-tanàna Trofimo Efesiana, ka nataony fa nampidirin' i Paoly teo an-kianjan' ny tempoly izy). Fa hitan' izy ireo niaraka tamin' i Paoly tao an-tanàna i Trofima avy any Efezy, ka nataony ho nampidirina tao an-tempoly ihany. Précédemment en effet ils avaient vu l'Éphésien Trophime avec lui dans la ville, et ils pensaient que Paul l' avait introduit dans le Temple.

  2nd Letter to Timothy 2 Timoty Timote II 2ème Épître de Saint Paul à Timothée
...............
2Tm 4.20 Erastus abode at Corinth: but Trophimus have I left at Miletum sick. Erasto nitoetra tany Korinto; fa Trofimo nilaozako tany Mileto, satria narary izy. Nijanona any Korinto i Erasta; ary navelako any Mileto i Trofimo fa narary. Éraste est resté à Corinthe. J' ai laissé Trophime malade à Milet.