Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : akanga reraka | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Akanga reraka, ka tsy mahanika ny avo intsony. [2.415 #2578, 2.653 #33, 2.165]
Akanga reraka tsy mahasidina ambony. [1.1 #828] Akanga reraka tsy mahasidina avo. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza ny tsy fahafahana manao zavatra noho ny harerahana. [1.1 #828]
Ilazana ny akanga tsy afa-manidina avo noho ny hanoanana. [1.1 #828] | ||||||||||||||||||||
French translation | Gens déchus sont comme la pintade épuisée qui ne peut plus gravir les hauteurs. [2.415]
Une pintade fatiguée: elle ne peut plus monter sur les arbres ou rochers hauts. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de toutes les déchéances. [2.415 #2578] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||