Index |
|
|
|
Proverbs : hatsaka
|
|
|
Proverb 1 | Tsara didy fa misy tangozany; tsara hatsaka fa misy volony. [2.165 #2307]
|
|
|
Proverb 2 | Valam-paria tsara hatsaka : na kely aza, mitety tora-kovitra ihany. [2.653]
Valam-parihy tsara hatsaka, ka na ny kely aza mitety tora-kovitra ihany. [2.165 #1686]
Valam-parihy tsara hatsaka : na ny kely aza mitety mihovitra ihany. [2.558 #4845]
|
French translation | Une bordure (entre deux rizières) trop bien coupée: même les petits qui y passent ne le font pas sans trembler. [2.165]
|
French interpretation | Cette bordure, servant aussi de sentier, a été trop coupée, par avarice peut-être, et elle est devenue trop étroite; il y a danger de tomber dans la rizière, d' un côté ou de l' autre. [2.165]
|
|
|
Index |
|
|