Quotes : vonoina |
Cohen-Bessy Annick : Ny Bokin-dRakotovao | ||
1896/10 page 289 | Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka. |