Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara |
  2- Ny toetry ny tany any Tany tsara mahafinaritra hono izao tany any ankoatra misy ny maty izao. Toy izao ny tany mamaritra an’Amboromena, ilay fitoerana voalohany vatanin’ny maty araky ny finoany azy : Tendrombohitra mangadihady no andrefany sy atsimony ary avarany. Alabe mangokoka no ao atsinanany. Toy izao indray ny angano ilazany ny toetrany ao anatiny : Farihy efa-joro no ao afovoany, io no anirian’ny zavatra maro karazana sy androan’ny voron-janahary . Manodidina io farihy io no onenan’ny maty isam-pianakaviana (dia ireo mbola hiofo ). Ny ilan’io farihy io atsinanana hono nasiana fatsona iray handehanan-drano hamelona ny Tanala, dia ny renirano « Intara » izany, izay midi [na any] I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra XI- Farany |