Ramarlah Antoine : Ny amin' ny finoan' ny Bara
<- Takila 68 Takila 70 ->

[samy embo] hany ny ditin-kazo manitra atao hoe : « Ramy » mba hahamasina azy hono. 

5- Ny karazan’ody sy ny anton’ny anaovana azy avy

Tamin’ny voalohany izay nanomezan’ny zanaky ny Zanahary azy hono, ny ody dia izao zavatra tokana izao ihany no antony : mba hitsaboana ny marary hanafaka azy amin'ny fahalozan’ny fanaintainan’ny aretina. Izany ody izany dia atao hoe : « Fanàla » (ton : fagnial) Nefa taty aoriana dia nanova izany ho ody ratsy ny sasany, dia ny « mosavy » na « vorika ». Koa dia tonga roa karazana izao ny ody araky ny anton’ny anaovana azy avy, dia ny ody tsara izay atao fanàla sy ny ody ratsy atao hoe : Mosavy.

a- Ny karazan’ny ody ratsy na mosavy sy ny fanaovany azy

Ireto ny anaran’ireo mosavy ireo :
I- Ny finoany ny amin’ Andriamanitra
II- Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy
III- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana
IV- Ny finoany ny amin’ny fanavotana
V- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana
VI- Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody
VII- Ny finoany ny amin’ny vintan’andro
VIII- Ny finoany ny amin'ny fambara
IX- Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy
X- Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra
XI- Farany