|
|
|
|

Entry (1/4)1  C    c    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3  Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1]
Analogs  4  abidy
Tables and plates  5  The Alphabets
Illustrations 

Entry (2/4)8  C    c    
Part of speech  9  adjective
Explanations in Malagasy  10  marika romana izay milaza ny isa 100 [3.1]
Vocabulary  11  Mathematics: arithmetic
Tables and plates  12  The Numbers

Entry (3/4)13  c    
Part of speech  14  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  15  ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboriborina). [3.1]
Vocabulary  16  Physics

Entry (4/4)17  C    
Part of speech  18  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  19  dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  20  carbon [3.1]
Explanations in French  21  carbone [3.1]
Vocabulary  22  Chemistry
Tables and plates  23  Periodic Table

Updated on 2024/12/21