|
|
|
|

Entry1  esoina (eso)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Tebahina, atao tsinontsinona: Matetika esoin' ny mpanankarenany mahantra 4  Harabina, vazivazina, ihomehezana: Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe / Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an' ny olondrehetra ihany ny fandehanao [1.1]
Explanations in English  5  to be scorned, to be mocked [1.7]
Explanations in French  6  dont on se moque, qu'on raille [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2023/01/20