|
|
|
|

Entry1  Evanjely
Part of speech  2  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana ilazana ireo boky efatra nosoratan' i Matio, Marka, Lioka ary Joany (na Jaona) mitantara ny fiainan' i Kristy no sady mirakitra ny fampianarany
Ny fampianaran' i Kristy: Io Misionera io no nitory ny evanjely voalohany teto amintsika
Examples  4  Vita ny vakiteny ny evanjely, dia niteny i Mompera! [2.270#]
5  Fa omena azy ny toerana sahaza azy ao amin' ny evanjely, ao amin' ny toerana nametrahan' i Jesoa Kritsy an' i Lazara, ilay vehivavy samaritana ary ny mpiandry ondry tany Bethlehema. [1.369#]
Vocabulary  6  Holy Scriptures
Other spellings  7  evanjily
Analogs  8  filazantsara, vaovao mahafaly
Biblical quotes  9  Chapters and verses mentioning Evanjely

Updated on 2024/12/12