Entry (1/2) | 1 ira |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka. [1.1] 4 landy, voafoly, voatsody [1.13] |
Explanations in French |
5 écheveau [1.13] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 10 irà |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny [1.1] 13 toerana avo iavian'ny rano [1.13] |
Explanations in French |
14 amont [1.13] |
Vocabulary |
15 Geography: (in general) |
Synonyms | 16 erà |
Antonyms | 17 anava, ava |
Compound words |
|
Anagrams | 20 ari, arỳ, ary, àry, ira, irà, ray, ria |
Updated on 2020/07/31 |