Entry | anava (ava) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Ambany amin'ny rano [1.78] | |
[Sihanaka] Any amin'ny alehan'ny rano [1.78] | ||
Ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray [1.13] | ||
Explanations in French | En aval [1.13] | |
Examples | Ny tarika faharoa dia nidina ny sahan'i Sambirano, nijanona kely tao Sambirano anava dia niampita nankany Nosy Komba sy Nosy Be.
[2.508] | |
Vocabulary | Geography: (in general) | |
Antonyms | anadrea | |
Analogs | fivalanana | |
Proverbs | Proverbs containing the word anava | |
Anagrams | anava, avana |
Updated on 2023/10/19 |