Entry |
fivalanana
(valana)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fandehanana an-dakana manaraka ny rano mandeha midina [1.1]
|
Explanations in English | The descent of a river [1.2]
|
Explanations in French | Le cours d’une rivière [1.3]
|
Antonyms |
Compound words |
|
Analogs |
anava |
|
Entry |
fivalanana
(valana)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fangerena, na koa ny faikan' ny sakafo izay avoakan' ny zavamananaina avy amin' ny tsinainy
[1.1]
|
Explanations in French | Lieux d'aisance, purge, excréments [1.3]
|
| [Betsileo, Merina]
(racine valana : écoulement rapide de liquide). Nom poli des excréments, selles (les noms vulgaires sont diky et
tay). S'emploie aussi dans le sens de purge, produit purgatif. (voir
fampivalanana, plus correct).
[1.196]
|
Examples | Tazo sy ny fivalanana no aretina tena mamely azy ireo.
[2.445]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|