|
|
|
|

Entry1  fiorihana
Root  2  orika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fiakarana any amin' ny toerana iavian' ny rano amin' ny renirano na ny ony (mifanohitra amin' ny fivalanana) [1.1]

Updated on 2023/01/05