|
|
|
|

Entry1  liana
Part of speech  2  adjective
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [1.1]
Explanations in English  5  strongly desiring something; impatient [1.7]
Explanations in French  6  avide, impatient [1.8]
Derivatives 
7  Names :
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word liana

Anagrams  12  Alain, alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana

Updated on 2023/06/16