Entry | fahalianana (liana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Faniriana mafy, fahamaimaizana, fihoalahoalana [1.1] | |
Examples | Dia injay nisy fangorahana niaraka tamin' ny fahalianana hahalala bebe kokoa nisisika tao am-pony.
[2.529] | |
Anagrams | fahalainana, fahalaniana, fahalianana |
Updated on 2023/01/06 |