Entry (1/3) | 1 maloka |
Root | 2 aloka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka 5 Manjombona, be rahona: Maloka ny andro [1.1] |
Explanations in English |
6 cloudy, dark, overshadowed, lowering. [1.2] 7 cloudy, somber [1.7] |
Explanations in French |
8 nuageux, sombre [1.3, 1.8] 9 ombragé [1.3] |
Examples |
10 maloka ny avaratra atsinanana. [2.499] 11 maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 15 maloka |
Part of speech | 16 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 mbola, aloha [Sihanaka]
[1.78] |
Entry (3/3) | 18 Maloka |
Part of speech | 19 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
20 Malluch [2.996] |
Explanations in French |
21 Malluk [2.996] |
Vocabulary |
22 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 23 Chapters and verses mentioning Maloka |
Anagrams | 24 akalom, alamok, kalamo, lakamo, lamako, lamòka, lamoka, malako, maloka |
Updated on 2023/01/20 |