|
|
|
|

Entry (1/4)1  aloka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ
Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika
Explanations in English  4  [1.2] a shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed
5  [1.2] [Provincial] An umbrella, a parasol. See tandindona
6  [1.7] shelter; shade, shadow
Explanations in French  7  [1.8] abri; ombre
8  [1.13] image, ombre
Examples  9  [2.470] Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza.
10  [2.324] Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy.
Vocabulary  11  Physics
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 
Titles  32  Aloky ny tiana (Razafimahefa Charles)
33  Andry – Aloka ML3 (Rapatsalahy José Paul)
Proverbs  34  Proverbs containing the word aloka

Entry (2/4)35  aloka
Part of speech  36  noun
Explanations in Malagasy  37  [1.78] [Betsileo] matoatoa
38  [1.1] Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo)

Entry (3/4)39  alòka
Part of speech  40  passive verb
Explanations in Malagasy  41  [1.1] Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka
Root  42  loka
Morphology 
43  Present :
44  Past :
45  Future :
46  Imperative :

Entry (4/4)47  aloka
Part of speech  48  passive verb
Explanations in Malagasy  49  [1.1] Atsipy, atoraka, alefa
Root  50  loka

Anagrams  51  aalok, akalo, alako, alaok, aloak, aloka, alòka, aolak, lakao, laoka, loaka, olaka

Updated on 2025/04/19