Entry (1/2) | 1 manaloka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manome aloka, miaro amin' ny hainandro: Mikisaha etsy avaratra fa bey misy manaloka anao eo amin' ny misy anao eo Mampahamaizina: Arodany io rindrina io fa manaloka be ihany Manakona ny voninahitra ka mampihena ny fahefana: Betsaka ny andriana ambony novonoin-dRanavalona reniny fa natahorany hanaloka azy |
Explanations in English |
4 [1.2] to cast a shadow; to cover so as to afford shelter; to obscure from the light. 5 [1.7] to cast a shadow on ; to protect |
Explanations in French |
6 [1.8] ombrager; obscurcir ; abriter |
Examples |
7 [2.445#] sa ala manaloka ny ony tonga maitso? 8 [2.117#] Ny tany efa kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. |
Root | 9 aloka |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 manaloka |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Tambahoaka]
manonofy ny olo-maty |
Anagrams | 17 lamokana, malokaña, manakalo, manaloka, manolaka, manôlaka, nalamako, nalamoka, namalako, namolaka |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |