|
|
|
|

Entry (1/2)1  alokaloka
Root  2  aloka
Part of speech  3  noun
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
Explanations in English  7  shade, protection from the sun [1.7]
Explanations in French  8  ombre, abri du soleil. [1.8]
9  pénombre [1.13]
Examples  10  Nitokelaka izahay roalahy, namonjy alokaloka fa nitanika ny andro. [2.5]
11  Ny hatsaran' ny alokalony no antony nàmbolena azy indrindra; [1.38]
12  Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho. [2.499]
13  Raha hohosoranareo ho mpanjakanareo tokoa ary aho, dia avia ianareo ka mialofa ato amin'ny alokaloko [2.996]
Morphology 
14  Simple :

Entry (2/2)15  alokaloka
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  ahiahy [Betsileo] [1.78]

Anagrams  18  alokaloka, olakolaka

Updated on 2023/01/20