|
|
|
|

Entry1  mialokaloka
Root  2  alokaloka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mialoka amin' ny hainandro: Hadalanany mialokaloka amin' ny hazo tsisy ravina
Mitady fiarovana amin' ny loza na fanenjehana: Mialokaloka any Alemaina andrefana ireo mpitsoa-ponenana avy any atsinanana
Examples  5  Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny. [2.470]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21