Entry (1/2) | 1 masy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 marikivy [Taisaka, Tanala, Tanosy]
[1.78] 4 mamy sira [Taisaka, Tanosy] [1.78] 5 makirana [Tanala] [1.78] |
Explanations in English |
6 masina [1.2] |
Other spellings | 7 masina |
Entry (2/2) | 8 masy |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 manana hery, manana hasina [Taisaka]
[1.78] 11 Manan-kasina, manan-jo [1.1] |
Explanations in French |
12 (déformation très fréquente de masina). Racine à partir de laquelle sont formés les noms des spécialistes empiriques du traitement par les plantes : suivant les régions : mpimasy (Merina, Betsileo), omasy (Bara), ombiasy (Sakalava, Mahafaly, Tandroy), masilahy [Betsileo]
[1.196] 13 [Bara] 14 [Sakalava] 15 [Mahafaly] |
Derivatives |
|
Anagrams | 17 asim, isam, masi, masy, misà, misa, saim, samy, sima |
Updated on 2022/05/05 |