Entry | meda | |||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||
Explanations in Malagasy | Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra [1.1] | |||||||||
Explanations in French | (peu usité) lent, lambin [1.3] | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
| ||||||||||
Synonyms | medameda | |||||||||
Entry | Meda | |||||||||
Part of speech | name (biblical) | |||||||||
Explanations in English | Meda [2.996] | |||||||||
Medes [2.996] | ||||||||||
Explanations in French | Mèdes [2.996] | |||||||||
Examples | Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny Meda va hianao?
[2.996] | |||||||||
Vocabulary | Holy Scriptures | |||||||||
Anagrams | Madé..., meda |
Updated on 2020/07/31 |