Entry | 1 mienjika (enjika) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina 4 Mihazakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy 5 Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin' ny mpampianatra azy io mpianatra io [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |