Entry | enjika | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana: Enjika papelika [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Fuite, poursuite, persécution [1.3] | |||||||||||||||
Examples | Ny anaran' Idada, izay entiko, no mbola mampisalasala azy kely, fa rehefa tena azony antoka ho "mpamadika" aho, dia ho avy ny enjika sy ny hazakazaka arahin-tosika isan-karazany!
[2.944] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Anagrams | enjika, njaike |
Updated on 2020/07/31 |