|
|
|
|

Entry1  manenjika
Root  2  enjika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manaraka: Sasatra aho ka nanenjika an-dry zalahy moramora avy aoriana
Mihazakazaka avy aorian' ny olona iray ka manao izay hahatratrarana azy: Nanenjika ny zanakao aho mba hohafarako
Manaraka hatrany: Loza Ramatoa iny raha hanenji-damaody
Mihaza: Lasa nanenjika lolo any an-tsaha any izy
Mamely an-kolaka na mivantana izay tsy azoazo: Tsy fantatro izay anenjehan' ny lehibeko ahy, nefa tsy misy ratsy nataoko
Mampijalijaly olona, izay trandrahina hatraiza hatraiza: Nanenjika ny kristianina Ranavalona reniny.
Explanations in English  5  [1.7] to pursue; to persecute
Explanations in French  6  [1.8] poursuivre; persécuter
Examples  7  Toa tsy maika, tsy manenjika fotoana, [2.576]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word manenjika

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21