|
|
|
|

Entry1  mosarena (mosary)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  noana, ianjadian'ny tsy fisian'ny hanin-ko hanina: Alaña mangady ovy ala (Bodoa) laha mosareña anareo (ndeha mihady ovy ala raha noana hianareo) [Tanala] [1.78]4  noana [Tanosy] [1.78]5  Tratra, voan' ny mosary; tsy manan-kohanina: Ny mafy indrindra, hoy ny ntaolo, dia ny rovi-damba ririnina, ny mosarem-pahavaratra [1.1]
Explanations in English  6  hungry, starved [1.7]
Explanations in French  7  affamé, en proie à la famine [1.8]
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word mosarena

Anagrams  10  manesora, mosarena

Updated on 2023/01/20