Entry | Sakalava | |||
Part of speech | name (ethnonym) | |||
Explanations in Malagasy | Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i boina (renivohitra mahajanga), ambongo (renivohitra besalampy), i menabe (renivohitra morondava), ary i fiherenana (renivohitra toliary) [1.1] | |||
Explanations in French | Peuple habitant la côte ouest, nor [...] Sakalavan' i Menabe: les habitant [...] Sakalava avaratra: les Sakalava d [...] Sakalavan' i Boina: les habitants [...] Sakalava masikoro: les éle [...] Sakalava vezo: les pêcheurs [...] [full text in 1.5] | |||
Vocabulary | History: clans, tribes | |||
Compound words |
| |||
Hyponyms | ||||
Analogs | Masikoro ~ Vezo | |||
Tables and plates | Dialectal words | |||
Proverbs | Proverbs containing the word Sakalava | |||
Updated on 2020/07/31 |