|
|
|
|

Entry1  Tanala
Elementary words  2  t~, ala
Part of speech  3  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana
Explanations in English  5  [1.2] the dwellers in the forests.
Explanations in French  6  [1.5] populations forestières du sud-est de Madagascar (villes principales: Fort-Carnot, Ivohibe, Ifanadiana)
Vocabulary  7  History: clans, tribes
Compound words 
Titles  9  Les Tanala de l' Ikongo : Une peuplade malgache (Ardant Du Picq)
10  Prince et Paysans – les Tanala de l'Ikongo : Un Espace Social du Sud-Est de Madagascar. (Beaujard Philippe)
11  Tanala very sampy (Rabearivelo Jean-Joseph)
Tables and plates  12  Dialectal words

Anagrams  13  antala, lataña, talana, Tanala

Updated on 2023/08/12