Entry |
tola
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Fianjerana [1.78]
|
| [Tanala]
Mianjera, midaraboka [1.78]
|
| Tofoka, tohina, leony: Tolan-kazandrano aho izany Lefy, folaka sy mihamalemy: Ela nilibana ireny ka efa tola izao Miraika, mirona, mitongilana Enti-milaza ny vilany mianjera avy eo ambony toko [1.1]
|
Explanations in French | (pris adjectivement) Se dit des arbres dont le sommet penche ; arbres pleureurs. [1.196]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
|
Entry |
tola
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
Mandry, mivaingana [1.78]
|
|
Entry |
tola
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Efa antitra, efa tonta [1.13]
|
Explanations in French | Vieilli, suranné [1.13]
|
|
Entry |
tola
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo]
Enti-milaza tandrok' omby mifanohitra fitsiry ka miolaka amin' ny an-daniny avy [1.1]
|
Vocabulary |
Tables and plates |
|
|
Entry |
tola
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tsimihety]
Omby manana trafo lava sy mirondrona [1.1]
|
Vocabulary |
|
Entry |
tola
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
valamparihy
[1.78]
|
| Valam-parihy [1.13]
|
Explanations in French | Diguette [1.13]
|
|
Entry |
Tola
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Tola [2.996]
|
Explanations in French | Tola [2.996]
|
Vocabulary |
Biblical quotes |
|