Entry | 1 abidia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 jereo abidý [0] |
Examples |
4 Ny teny vakina, teny tsy hainy, ny mpamaky koa zara raha afaka tamin' ny abidia. [2.643#] 5 Ataon'ny zanaky ny Tantsaha tsy mahay abidia ahoana no hifaninana amin'ny zanaky ny tambonivohitra manambady Vazaha, raha tenim-Bazaha no hifaninanana? [2.503#] 6 Mba hisorohana ny aferafera na kiantranoantrano, indrindra ny anarana miverina in-droa, dia aro riaka mahomby ny fampidirana ny lisitra amin' ny solosaina mifanaraka amin' ny abidia. [4.27#] |
Other spellings | 7 abede, abedia |
Compound words |
|
Titles |
|
Tables and plates |
10 The Alphabets |
Updated on 2023/07/10 |