|
|
|
|

Entry (1/2)1  adanadana
Root  2  danadana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atao midanadana, mivoha mibanabana: Adanadanao ny varavarana
Explanations in English  5  [1.2] used of a door, box, cupboard, etc., opened wide
6  [1.7] to be opened wide
Explanations in French  7  [1.3#95] A ouvrir, qu'on ouvre
8  [1.8] qu'on ouvre en grand
Examples  9  Hany hery, nadanadanako ny varavarana, ary ny hazavana niditra kely avy any alatrano no mba nahitako ratsy ny tao an-trano. [2.4]
10  Tsy namaly ilay mamba goavambe fa ny vavany no nadanadanay , saingy hadinony ny nanakombona azy nony avy nanoaka izy. [2.5]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Entry (2/2)15  adanadana
Root  16  adana
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3#2] [duplicatif diminutif]
Derivatives 
20  Active verbs :
21  Names :

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/21