Entry | 1 adify |
Root | 2 dify |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asiana dify, karazana jongy fanao amin' ny tsihy: Nadifiny tsara ny tsihy Asaina miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Adifio izy sao mahita an-dreniny |
Explanations in English |
5 [1.2] used of the hair plaited in the above manner, or of something turned aside |
Morphology |
|
Anagrams | 10 adifi, adify, difai, fiady |
Updated on 2025/01/21 |