Entry |
dify
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Lefitra, foritra, jongy atao amin' ny sisin' ny harona na ny tsihy ka asitrika amin' ny tenany ihany indray: Manisy dify na mandify ny tsihy [1.1]
|
Explanations in English | A border plaited in mats, baskets, hats, etc. lify is used in the provinces. See lily, hodivitra [1.2]
|
|
Entry |
dify
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | A mode of plaiting the hair by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [1.2]
|
Vocabulary |
|
Entry |
dify
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fialana amim-pahakingana mba tsy ho hita [1.1]
|
Explanations in English | Turning aside [1.2]
|
| A turning aside [1.7]
|
Explanations in French | Action de s'esquiver [1.8]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
dify
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Lasa any ambadiky ny zavatra iray ka takona tsy hita: Dify ny masoandro. [1.1]
|
|
Entry |
dify
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Ditsoka - potin-javatra tafiditra anaty maso: Dify ny masoko lehiroa [1.78]
|
Synonyms | |
|
Entry |
dify
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Famatorana rary [1.78]
|
|