|
|
|
|

Entry1  adinadina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.62] famotopotorana, famakafakana ny zavamisy na tranga niseho hahalalana ny marina: aza be adinadina loatra fa tsy raharahanao ny amin' izany!
Explanations in English  4  [1.2] adina
Explanations in French  5  [1.3] [duplicatif fréquentatif]
Examples  6  [1.251] Tsy mety mandry tsinona ny eritreritro, hoy ilay ondrindrano tia adinadina.
7  [2.4#114] I Doda no namarana ny vera, ka tonga dia nogohiny tsy nisy adinadina ny ambiny.
Root  8  adina

Anagrams  9  adinadina, anadidian, andadiany, andidiana, daindaina, diandiana, nadadinay, nanadidia, nandiadia

Updated on 2025/02/02