Entry (1/2) | 1 adona |
Root | 2 dona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina mandona: Ilay vodihazo no nadonany ny loha iakana 5 Atao midona, mipoka, mipaika: Nadonany tamin' ny tamboho ny fiara raha nanao dia miverina izy [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 Adona |
Part of speech | 11 name (biblical) |
Vocabulary |
12 Holy Scriptures |
Explanations in English |
13 Addan, Addon [2.996] |
Explanations in French |
14 Addân, Addôn [2.996] |
Examples |
15 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy): [2.996] |
Other spellings | 16 adana, adana |
Biblical quotes | 17 Chapters and verses mentioning Adona |
Tables and plates |
18 Full list |
Article |
19 Randzavola: Adona ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 20 adano, adona, andao, doana |
Updated on 2024/09/10 |