|
|
|
|

Entry (1/2)1  adona
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Entina mandona: Ilay vodihazo no nadonany ny loha iakana
Atao midona, mipoka, mipaika: Nadonany tamin' ny tamboho ny fiara raha nanao dia miverina izy
Root  4  dona
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/2)9  Adona
Part of speech  10  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  11  [2.996] Addan, Addon
Explanations in French  12  [2.996] Addân, Addôn
Examples  13  [2.996] Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy):
Vocabulary  14  Holy Scriptures
Other spellings  15  adana
Biblical quotes  16  Chapters and verses mentioning Adona
Article  17  Randzavola: Adona ao amin' ny Baiboly

Anagrams  18  adano, adona, andao, aonda, doana

Updated on 2025/01/21