|
|
|
|

Entry1  adonadona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Avonavona aseho amin' ny fihetsika toa mirehareha, mieboebo, ka ny tongotra angadongadona, ny loha aanjonanjona ary ny fiteny atao somary hentitrentitra toa manambonimbony tena
Explanations in English  4  [1.2] pride, haughtiness of spirit, contemptuousness. See rehareha.
Explanations in French  5  [1.3] Orgueil, mépris
Vocabulary  6  Emotions
Morphology 
7  Simple :
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
Analogs  12  rehareha, lanjalanja loha, fieboeboana

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21