Entry | 1 adre |
Part of speech | 2 interjection |
Explanations in Malagasy |
3 tenim-piontanana enti-milaza: a) Fahatsiarovana hafinaretana: Adre! mahafinaritra izany rivotra mitsoka malefaka. b) Fahatairana: Adre! inona izany lazainao amiko? d) Fanaintainana: Adre! mafy izany fahoriana entiko izany! [1.1] |
Explanations in English |
4 an exclamation of surprise or approbation; Really! You don't say! See there! [1.2] 5 oh my!, alas! [same as adray] [1.7] |
Explanations in French |
6 exprimant la surprise, la douleur, l'approbation: ah! eh! ho! oh! hélas! très bien! à la bonne heure! parfait! [1.3] 7 tiens ! douleur, crainte : aïe ! [comme adray] [1.8] |
Other spellings | 8 adrey |
Tables and plates |
9 All the interjections |
Anagrams | 10 adre, dare, dera |
Updated on 2020/07/31 |