|
|
|
|

Entry1  afa-baràka
Elementary words  2  afaka, baka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Taisaka] afa-boninahitra
5  [1.1] very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao
Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory
Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany
Explanations in English  6  [1.2] disgraced, dishonoured
7  [1.7] put to shame
Explanations in French  8  [1.3, 1.8] déshonoré
Examples  9  Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [1.62]
Other spellings  10  afaboroka
Synonyms  11  afa-pofona
Proverbs  12  Proverbs containing the word afa-baràka

Updated on 2024/12/12